\v 7 Akô amin'i Jesosy Kristy de mahazo fanavôtagna amin'ny ràny sy ny famelan-keloka antsika, araka ny harem-pahasoavagny. \v 8 Narôtsagny tamintsika tamin'ny fahindrégna sy fahalalagna jiaby izégny fahasoavagna izégny.