Fri Oct 09 2020 15:01:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:01:11 -04:00
parent 3a1e83fc86
commit eaf53e5453
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Mitandrema amin'ny fômba fianagna _ tsy karaha ny tsy hendry fô karaha ny hendry. \v 16 Ararôty ny fotoagna satrià zao andro zao de ratsy. \v 17 Noho izégny, aza midalaladala, fô takary hoe ino no sitrapôn'ny Tompo.
\v 15 Mitandrema amin'ny fômba fianagna _ tsy karaha ny tsy hendry fô karaha ny hendry. \v 16 Ararôty ny fotoagna satrià zao andro zao de ratsy. \v 17 Noho izégny, aza midaladala, fô takary hoe ino no sitrapôn'ny Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ké aza magnano mamon'ny divay, fô mitondra agny amin'ny fahasimban-toetra izegny. Fô ndraiky, ôka ho fenon'ny fanahy Masina, \v 19 mifampizakà aminaré samy anaré amin'ny salamo sy fihiragna ary hiram-panahy, mihirà ké mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonaré jiaby. \v 20 Misaora mandrakariva amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ho an'Andriamanitra lay Ray, \v 21 mifanolora tégna amim-pagnajagna ho an'i Kristy.
\v 18 Ké aza magnano mamon'ny divay, fô mitondra agny amin'ny fahasimban-toetra izegny. Fô ndraiky, ôka ho fenon'ny Fagnahy Masigna, \v 19 mifampizakà aminaré samy anaré amin'ny salamo sy fihiragna ary hiram-panahy, mihirà ké mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonaré jiaby. \v 20 Misaora mandrakariva amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ho an'Andriamanitra ilay Ray, \v 21 mifanolora tégna amim-pagnajagna ho an'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Ry viavy, magneke ny vadinaré, karaha ny amin'ny Tompo. \v 23 Fô ny lalahy no lôhan'ny viavy karaha an'i Kristy kôa lôhan'ny fiangonagna, ké Kristy tgnany no mpamonjy. \v 24 Fô karaha ny hagniken'ny fiangonagna an'i Ksristy, de karaha izegny kôa no tôkony hagneken'ny viavy ny vadiny amin'ny raha jiaby.
\v 22 Ry viavy, magneke ny vadinaré, karaha ny amin'ny Tompo. \v 23 Fô ny lalahy no lôhan'ny viavy karaha an'i Kristy kôa lôhan'ny fiangonagna, ké Kristy tegnany no mpamonjy. \v 24 Fô karaha ny hagniken'ny fiangonagna an'i Kristy, de karaha izegny kôa no tôkony hagneken'ny viavy ny vadiny amin'ny raha jiaby.

View File

@ -86,10 +86,10 @@
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-08",
"05-13",
"05-15",
"05-18",
"05-22",
"05-25",
"05-28",
"05-31",