diff --git a/06/19.txt b/06/19.txt index da6c2ae..c3f9e0b 100644 --- a/06/19.txt +++ b/06/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Ké mivavaha ho anahy, mbô hisy hatra hamiagna anahy kôfa manôkatra ny vavako zaho. Mivavaha mbô afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiagna ny fahamarinagna mivony mômban'ny filazantsara. \v 20 ho an'ny filazantsara no maha-ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra anahy, mbô afahako magnambara izegny am-phasahiagna, kô tsy maintsy hikoragna zaho. \ No newline at end of file +\v 19 Ké mivavaha ho anahy, mbô hisy hafatra hamiagna anahy kôfa manôkatra ny vavako zaho. Mivavaha mbô afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiagna ny fahamarinagna mivony mômban'ny filazantsara. \v 20 Ho an'ny filazantsara no maha-ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra anahy, mbô afahako magnambara izegny am-pahasahiagna, kô tsy maintsy hikoragna zaho. \ No newline at end of file diff --git a/06/23.txt b/06/23.txt index 7c023aa..7e0b294 100644 --- a/06/23.txt +++ b/06/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Fiadanagna ho aminaré rahalahy, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoagna avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. \v 24 ny fahasoavagna ane ho amin'izay jiaby tià an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 23 Fiadanagna ho aminaré rahalahy, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoagna avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. \v 24 Ny fahasoavagna ane ho amin'izay jiaby tià an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 08bbbde..5b6aa20 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -103,6 +103,7 @@ "06-12", "06-14", "06-17", + "06-19", "06-21", "06-23" ]