Fri Oct 09 2020 14:55:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:55:11 -04:00
parent 4f75984a50
commit b99d6be82a
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 5 \v 1 Nôho izégny ôko mbô ho mpangala tahaka an'Andriamanitra, karaha ny zanaka malala. \v 2 Ké mandihana amin'ny fitiavagna, karaha ny nitiavan'i Kristy atska foagna Koà sy nagnomezagny ny Tegnany ho atsika, fanatitra manim-pofona sy sorogna ho an'Andriamanitra.
\c 5 \v 1 Nôho izégny ôko mbô ho mpangala tahaka an'Andriamanitra, karaha ny zanaka malala. \v 2 Ké mandihana amin'ny fitiavagna, karaha ny nitiavan'i Kristy atsika foagna koà sy nagnomezagny ny tegnany ho atsika, fanatitra manim-pofona sy sorogna ho an'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fô tsy tôkony hisy na de koragna fijangajangagna na karazagna fahalotoagna na tsy fahonognan-tegna aza aké aminaré, fô tsy mendrika ny ôlo-masin'Andriamanitra iré. \v 4 ôka tsy hisy mamoafady, koragna adaladala, ary vazivazy tafahoàtra _ fô tsy mendrika ny jiaby amin'iré. Fô ndraiky tôkony hisy fankasitrahagna.
\v 3 Fô tsy tôkony hisy na de koragna fijangajangagna na karazagna fahalotoagna na tsy fahonognan-tegna aza aké aminaré, fô tsy mendrika ny ôlo-masin'Andriamanitra iré. \v 4 Oka tsy hisy mamoafady, koragna adaladala, ary vazivazy tafahoàtra _ fô tsy mendrika ny jiaby amin'iré. Fô ndraiky tôkony hisy fankasitrahagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Fô afaka mahazo antoka ny aminjô anarè, fô tsy hisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigna _ izegny hoe, mpanompo sampy _ managna lova akô amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. \v 6 ôka tsy hisy hamitaka anaré amin'ny teny foana, satrià noho iré raha iré de tônga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatezeran'Andriamanitra. \v 7 Noho izegny, aza mikambagna aminanjy iré.
\v 5 Fô afaka mahazo antoka ny aminjô anarè, fô tsy hisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigna _ izegny hoe, mpanompo sampy _ managna lova akô amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. \v 6 Oka tsy hisy hamitaka anaré amin'ny teny foana, satrià noho iré raha iré de tônga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatezeran'Andriamanitra. \v 7 Noho izegny, aza mikambagna aminanjy iré.

View File

@ -83,9 +83,9 @@
"04-28",
"04-31",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-08",
"05-13",
"05-15",
"05-18",