Fri Oct 09 2020 14:15:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:15:10 -04:00
parent 1312c73a94
commit ae12f9bb21
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Mivavaka zaho mbô ny Andriamanitr'i Jesosy Krisity Tompontsika, ilay Rain'ny vogninahitra, hanamia anaré ny fagnahin'ny fahindregna sy fanambaragna amin'ny fahalalagna Ananjy. \v 18 Mivavaka zaho mbô hanazavagna ny mason'ny fônaré,mbô hahafantaranaré ny toky izay niantsogny anaré sy ny herin'ny voninahitry ny lôvany aké amin'iré ôlo-masin'andriamanitra jiaby
\v 17 Mivavaka zaho mbô ny Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, ilay Rain'ny vogninahitra, hanamia anaré ny fagnahin'ny fahindregna sy fanambaragna amin'ny fahalalagna Ananjy. \v 18 Mivavaka zaho mbô hanazavagna ny mason'ny fônaré, mbô hahafantaranaré ny toky izay niantsogny anaré sy ny herin'ny voninahitry ny lôvany aké amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Akô amin'ny fivavako de mangataka zaho mbô hahafantaranaré ny fihoaran'ny halehiben'ny heriny akô amintsika izay mino, araka ny fiasan'ny heriny lehibe. \v 20 Izegny hery izegny foagna no nampiasain'andriamanitra takô amin'i Kristy kôfa natsangany tamiin'ny maty Izy ké nambelany také an-tanagny ankavanagna tagny an-dagnitry. \v 21 Kristy de nambelany ho ambônin'ny lalàgna sy ny fahefagna mbôn'ny hery ndraiky fitsarana, ary ny anaragna jiaby izegny misy. Hanapaka Krisity, tsy ho aminjao vanim-potoagna zao foagna, fô ho amin'ny vanim-potoagna ho avy koà.
\v 19 Akô amin'ny fivavako de mangataka zaho mbô hahafantaranaré ny fihoaran'ny halehiben'ny heriny akô amintsika izay mino, araka ny fiasan'ny heriny lehibe. \v 20 Izegny hery izegny foagna no nampiasain'Andriamanitra takô amin'i Kristy kôfa natsangany tamin'ny maty Izy ké nambelany také an-tanagny ankavanagna tagny an-dagnitry. \v 21 Kristy de nambelany ho ambônin'ny lalàgna sy ny fahefagna mbôn'ny hery ndraiky fitsarana, ary ny anaragna jiaby izegny misy. Hanapaka Kristy, tsy ho aminjao vanim-potoagna zao foagna, fô ho amin'ny vanim-potoagna ho avy koà.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Nambélan'andriamanitra ho akô ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny raha jiaby ké natolony ho lôhan'ny raha jiaby akô amin'ny fiangonagna Iza. \v 23 Ny fiangonagna no tenagny, ilay fahafenoin'Ilay mameno ny raha jiaby amin'ny endriny jiaby.
\v 22 Nambélan'Andriamanitra ho akô ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny raha jiaby ké natolony ho lôhan'ny raha jiaby akô amin'ny fiangonagna Iza. \v 23 Ny fiangonagna no tenagny, ilay fahafenoin'Ilay mameno ny raha jiaby amin'ny endriny jiaby.

View File

@ -47,10 +47,10 @@
"01-07",
"01-09",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"02-title",
"02-01",
"02-04",