Fri Oct 09 2020 15:11:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:11:11 -04:00
parent cf82ebe37d
commit aaa0e49917
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fô ny adintsika de tsy manohitra ny nofo sy ny rà. Fô ndraika, manohitra ny fanjakagna sy ny fahefagna ara-panahy sy iré mpanapaky ny fanjakan'ny fahamaizignan-dratsy, manohitra iré fanahy ratsy agny amin'ny fitoeran-dagnitra. \v 13 Noho izegny itafiao ny fiadagnan'Andriamanitra jiabyy, mbô ahafahanaré mijoro aminjô andron'ny ratsy zao, ary kôfa vitanaré ny raha jiaby, de hahatohitra ianaré.
\v 12 Fô ny adintsika de tsy manohitra ny nofo sy ny rà. Fô ndraika, manohitra ny fanjakagna sy ny fahefagna ara-panahy sy iré mpanapaky ny fanjakan'ny fahamaizignan-dratsy, manohitra iré fanahy ratsy agny amin'ny fitoeran-dagnitra. \v 13 Noho izegny itafio ny fiadagnan'Andriamanitra jiaby, mbô ahafahanaré mijoro aminjô andron'ny ratsy zao, ary kôfa vitanaré ny raha jiaby, de hahatohitra ianaré.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ké raiso ny aro-lôhan'ny famonjegna sy ny sabatry ny fanahy, zay tenin'Andriamanitra. \v 18 Amin'ny vavaka sy fangatahana jiaby, de mivavaha amin'ny fanahy amin'ny fotoagna jiaby. amin'izegny fômba fisainagna izegny, de miambena hatragny amin'ny faharetagna jiaby, kô manolotra vavaka ho an'ire ôlo-main'Andriamanitra ianaré.
\v 17 Ké raiso ny aro-lôhan'ny famonjegna sy ny sabatry ny fanahy, zay tenin'Andriamanitra. \v 18 Amin'ny vavaka sy fangatahana jiaby, de mivavaha amin'ny fanahy amin'ny fotoagna jiaby. amin'izegny fômba fisainagna izegny, de miambena hatragny amin'ny faharetagna jiaby, kô manolotra vavaka ho an'ire ôlomasign'Andriamanitra ianaré.

View File

@ -100,9 +100,9 @@
"06-05",
"06-09",
"06-10",
"06-12",
"06-14",
"06-17",
"06-19",
"06-21",
"06-23"
]