diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index be388df..ac24dd1 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitry talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragnazay nampizarazara antsika. Zagny \ No newline at end of file +Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitry talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragnazay nampizarazara antsika. Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô h \ No newline at end of file