auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-15 15:26:58 -04:00 committed by root
parent ac7d5243e6
commit 94250c3eda
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 21 Ké aza magnano mamon'ny divay, fô mitondra agny amin'ny fahasimban-toetra izegny. Fô ndraiky, ôka ho fenon'ny fanahy Masina, \v 19 mifampizakà aminaré samy anaré amin'ny salamo sy fihiragna ary hiram-panahy, mihirà ké mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonaré jiaby. \v 20 Misaora mandrakariva amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ho an'Andriamanitra lay Ray, mafanolora tégna amim-pagnajagna ho an'i Kristy.
\v 18 Ké aza magnano mamon'ny divay, fô mitondra agny amin'ny fahasimban-toetra izegny. Fô ndraiky, ôka ho fenon'ny fanahy Masina, \v 19 mifampizakà aminaré samy anaré amin'ny salamo sy fihiragna ary hiram-panahy, mihirà ké mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonaré jiaby. \v 20 Misaora mandrakariva amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ho an'Andriamanitra lay Ray, \v 21 mafanolora tégna amim-pagnajagna ho an'i Kristy.