diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 149d383..945e61e 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -Fô tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré tamin'ny alalan'ny finoagna, ké tsy avy aminaré izégny, fô fagnomezan'andriamanitra. Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hisy hirehatreha. Fô asan'Andriamanitra atsika, noforonina takô amin'i Kristy Jesosy mbô hagnano asa izay fandaharan'andriamanitra \ No newline at end of file +Fô tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré tamin'ny alalan'ny finoagna, ké tsy avy aminaré izégny, fô fagnomezan'andriamanitra. Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hisy hirehatreha. Fô asan'Andriamanitra antsika, noforonina takô amin'i Kristy Jesosy mbô hagnano asa izay fandaharan'andriamanitra efa éla ho antsika, \ No newline at end of file