auto save
This commit is contained in:
parent
558dfe4123
commit
6de6e6eb8f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zay nangalatra de tsy tôkony hangalatra intsony. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mbô hanagnany raha ho zaraigna ho an'iré akô agnatin'ny tsy fahampiagna. Aza avéla hisy teny maloto hivoàka avy amin'ny vavanaré. Mampiasà teny zay ilaigna amin'ny fagnorenagna ny hafa, karaha zay ilain-jaré ré, mbô tégna hagnampy iré zay mitandregny anadré ny teninaré. Ké aza mampalahelo ny fanahy masin'Andriamantra, fô avy aminanjy no nagnanôvagna tombo-kase ané
|
||||
Z\v 28 ay nangalatra de tsy tôkony hangalatra intsony. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mbô hanagnany raha ho zaraigna ho an'iré akô agnatin'ny tsy fahampiagna. \v 29 Aza avéla hisy teny maloto hivoàka avy amin'ny vavanaré. Mampiasà teny zay ilaigna amin'ny fagnorenagna ny hafa, karaha zay ilain-jaré ré, mbô tégna hagnampy iré zay mitandregny anadré ny teninaré. \v 30 Ké aza mampalahelo ny fanahy masin'Andriamantra, fô avy aminanjy no nagnanôvagna tombo-kase anaré ho amin'ny andron'ny fagnavôtagna.
|
Loading…
Reference in New Issue