auto save
This commit is contained in:
parent
27285af18c
commit
619c7abddb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ry mpanompo, mankatoava ny tomponaré atô an-tany amin'ny haja ambôny sy fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônaré. Mankatoava ananjy iré karaha ny hankatoavanaré an'i Kristy. Mankatoava tsy aké imason'ny tomponaré foagna mbô hankasitrahan-jaré ré. Fô ndraika, mankatoava karaha ny mapanompon'i Kristy, zay magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fônaré jiaby. Manompoa amin'ny fônaré jiaby, karaha ny hoe manompo ny Tompo anaré fô tsy ôlogna, satrià haintsika fô na ino na ino asa tsara atôn'ny ôlogna tsi
|
||||
\v 6 \v 5 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponaré atô an-tany amin'ny haja ambôny sy fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônaré. Mankatoava ananjy iré karaha ny hankatoavanaré an'i Kristy. Mankatoava tsy aké imason'ny tomponaré foagna mbô hankasitrahan-jaré ré. Fô ndraika, mankatoava karaha ny mapanompon'i Kristy, zay magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fônaré jiaby. Manompoa amin'ny fônaré jiaby, karaha ny hoe manompo ny Tompo anaré fô tsy ôlogna, satrià haintsika fô na ino na ino asa tsara atôn'ny ôlogna tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon'afaka.
|
Loading…
Reference in New Issue