auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-15 11:17:50 -04:00 committed by root
parent 4c23160b4c
commit 0636a6ee36
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izégny, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anahy, de mamporisika anaré mbô handeha am-pamendrehagna amin'ny antso zay nagnantsôvagna anaré. Mamporisika anaré zaho mbô hanagna fanitren-tegna lehibe sy fahatsoragna ary faharetagna, mifandefitr
\v 1 \v 2 \v 3 Noho izégny, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anahy, de mamporisika anaré mbô handeha am-pamendrehagna amin'ny antso zay nagnantsôvagna anaré. Mamporisika anaré zaho mbô hanagna fanitren-tegna lehibe sy fahatsoragna ary faharetagna, mifandefitra amin'ny fitiavagna. Magnanôva zay faran'ny herinaré mbô hitahirizagna ny firaisan'ny fanahy amin'ny fatôran'ny fihavanagna.