bmm_eph_text_reg/02/13.txt

1 line
597 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-15 00:58:15 +00:00
\v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitry talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragnazay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvôo raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny allan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna.