bmm_eph_text_reg/04/07.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-15 15:17:51 +00:00
\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masina izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.''