2020-08-15 15:17:51 +00:00
|
|
|
\v 9 Ino ny hevitry ny hoe: ''Nakatra Izy,'' kô tsy hoe nidigna tagny amin'ny faritra ambanin'ny tany foagna koà Izy? \v 10 Izy lay nidigna foagna lay ôlogno nakatra anambo tagny an-dagnitra, mbô afahany mameno ny raha jiaby.
|