bmm_eph_text_reg/01/22.txt

1 line
251 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 22 Nambélan'Andriamanitra ho akô ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny raha jiaby ké natolony ho lôhan'ny raha jiaby akô amin'ny fiangonagna Izy. \v 23 Ny fiangonagna no tenagny, ilay fahafenoin'Ilay mameno ny raha jiaby amin'ny endriny jiaby.