bmm_eph_text_reg/01/11.txt

1 line
327 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-29 18:57:47 +00:00
\v 11 Akô amin'i Kristy de voatendry ho pandôva antsika. Nofidiagna mialôha araka ny fandaharan'ilay mampiasa ny raha jiaby araka ny tanjon'ny sitrapôny antsika. \v 12 Andriamanitra nanendry antsika ho mpandôva mbô ho antsika no manana fahatokiagna voalôhagny akô amin'i Kristy, mbô ho fideragna ny voninahiny antsika.