bmm_eph_text_reg/01/07.txt

1 line
228 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-29 18:57:47 +00:00
\v 7 Akô amin'i Jesosy Krisity de mahazo fanavôtagna amin'ny ràny sy ny famelan-keloka antsika, araka ny harem-pahasoavagny. \v 8 Narôtsagny tamintsika tamin'ny fahindrégna sy fahalalagna jiaby izégny fahasoavagna izégny.