bmm_eph_text_reg/05/22.txt

1 line
318 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-16 01:01:34 +00:00
\v 22 Ry viavy, magneke ny vadinaré, karaha ny amin'ny Tompo. \v 23 Fô ny lalahy no lôhan'ny viavy karaha an'i Kristy kôa lôhan'ny fiangonagna, ké Kristy tgnany no mpamonjy. \v 24 Fô karaha ny hagniken'ny fiangonagna an'i Ksristy, de karaha izegny kôa no tôkony hagneken'ny viavy ny vadiny amin'ny raha jiaby.