Ké ho Ananjy zay mahavita magnano mihoà tra zay jiaby angatahintsika na eritreretintsika, araka ny hery zay miasa, akô agnatintsika, ho Ananjy ny voninahitra akô amin'ny fiangonagna ké akô amin'i Kristy Jesosy hatramin'ny taranaka jiaby mandrakizay dorià.