bmm_eph_text_reg/04/20.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-15 15:17:51 +00:00
\v 20 Fô tsy izegny no fômba niarahanaré ny mômban'i Kristy. \v 21 Inoàka fô naregny ny mômba Ananjy anaré, ary nampianarigny takô aminanjy, satrià ny fahamarignana de akô amin'i Jesosy. \v 22 Nampianarigny anaré mbô hagnary ny fômba fiaignanaré talôha, mbô hagnary ny toetra talôha. Lay toetra talôha zay simba nohon'ny fitaky ny filany.