-x-antambahoaka_mrk_text_reg/11/11.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 11 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianjan'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roiambinifolo lahy. \v 12 tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena .