1 line
358 B
Plaintext
1 line
358 B
Plaintext
\v 4 Aveo i Elia sy Mosesy niseho tamin'iary zareo, de nikoragna tamin'i Jesôsy iary zareo. \v 5 Petera namaly de nizaka tamin'i Jesôsy hoe: "Raby ô, aleo mipetraka eto antsena, de andao agnano tragno lay telo, raika ho Anao, ny raika ho an'ny Mosesy, de ny raika ho an'i Elia." \v 6 (Fa tsy fantany ny raha zakaina, tratrin'ny natahotra mafy iary zareo.) |