-x-antambahoaka_mrk_text_reg/04/21.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 21 \v 22 \v 23 Jesosy nizaka tamin'ary zareo hoe : "Moa andaonareo ao an-dragno va ny jiro ka ataonareo ambany farafara ? Fa tsisy raha tsy ita ka tsy lala, na avony ka tsy hivôka. Raha manan-tadigny, ôka izy hiteno.