-x-antambahoaka_mrk_text_reg/04/13.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 13 De nijaka Izy tamin'iary zareo hoe: "ka tsy azonareo ma raha zakaiko zany an? Ino arika atao mba azahoanareo ny fagnoarana hafa io aby? \v 14 Ny mpamboly ny voa de i Ray mamboly ny teny. \v 15 Ny nararaka tan-dalana de zay naregny ny teny ka ndreka tonga devoly de nagnalaka an'zany.