1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 18 Aveo ny Sadoseo, nizaka fa tsisy fitsanganana amin'ny maty, de tonga tamin'Azy teo. Nagnotany an'Azy iary zareo, nagnano hoe: \v 19 "A mpampianatra, nanoratra an'izany ho anay Mosesy hoe: 'Ndreka maty ny rahalahin'ny raika ka mambela vady izy, nefa tsy nanan-janaka, de tokony manambady an'igny vadin'ny rahalahiny igny, mba hanagna taranaka ho an'ny rahalahiny. |