-x-antambahoaka_mrk_text_reg/14/43.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 43 Na mbola teo am-pizakana Izy, de avy Jodasy Iskariota , raika amin'iary zareo roy ambifolo lay, niaraka tamina fokonolona maro zay nitondra sabatra sy langilangy, avy amin'iregny lohan'ny mpisorona, ny mpanora-dalàna, de ny loholona. \v 44 Ka ny mpamadika an'Azy nampafantatra an'iary zareo hoe: "Zay fagnoroako, Izy no Izy. Sambory Izy de embeno tsara." \v 45 Ndreka avy Jodasy Iskariota , de nagnatogna an'i Jesôsy izy sady nizaka hoe: " Raby," de nagnoroka an'Azy izy.\v 46 Aveo de nisamborin'iary zareo Jesôsy.