-x-antambahoaka_mrk_text_reg/11/29.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 29 \v 30 Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe:" Hametraka fanotaniana raika aminareo Aho. Zakay aminaha de zakaiko aminareo hoe fahefana avy aza no agnamboarako raha karanio. Ny batisan'i Jaona, avy an-danitra ma sa avy amin'olona? Valio aho."