De tonga tagny amin'ny tanàna atao hoe Getsemane iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatrany hoe: "Mipetraha eto nambola mivavaka Zaho." De nitondra an'i Petera, sy Jakôba, ary Jaona niaraka tamin'azy Izy de nanomboka nalaelo sady ory. De