1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
\v 40 Nisy boka raika nagnatogna Anazy teo. De nitalaho tamin'Azy sady nandohalika de nizaka tamin'Azy hoe: "Raha mety aminao de mba sitragno aho." \v 41 Ka ndreka nalahelo anazy igny Jesôsy de nametraka tagnana tamin'azy, de nizaka hoe:"Mety. Misitragna anao." \v 42 Niaraka tamin'igny de afaka tamin'azy ny habokanany sady sitragny izy. |