-x-antambahoaka_mrk_text_reg/01/32.txt

1 line
287 B
Plaintext

Nindôsin'iary zareo tamin'Azy aby ndregny narary tamin'ny alina igny atrmin'ny olona misy devoly. Tafavory tambarangaragna aby olona marobe tantanàna teo. nagnafaka olona marobe ndregny narary Izy, sady nandrôka demonia maro, de tsy navelany hizaka ny devy satria nahafantatra an'Azy.