-x-antambahoaka_mrk_text_reg/07/17.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 17 Ka ndreka nenga tamin'ny fokonolona teo Jesôsy ka nitsofoka tandragno. Ny mpianatrany nagnotany an'Azy momba ny fagnoharana. \v 18 De nizaka Jesôsy tamin'Azy: " Anareo koa ma ka mbola tsy managna fahalalana? Tsy hitanareo ma fa zegny raha miditra avy ambelagny de tsy mampaloto an'Azy, \v 19 satria tsy tafiditra agnatin'ny fony izany, fa agnatin'ny kibo ao my de mivôka amin'ny fivoahana?" Tamin'nizany fampandregnesana izany de nampadio ny hanina marobr i Jesôsy.