\v 51 de niditra tan-dakana niarka tamin'iary zareo Izy, de tsy de nandrivotra koa. De gaga be iary zareo. \v 52 De tsy takatry ny saignan'iary zareo ny dikan'ilay mofo. Nefa koza, vômaika negnamfy fo my iary zareo.