1 line
322 B
Plaintext
1 line
322 B
Plaintext
\v 16 De nitondran'iary zareo vola Jesôsy. De nizaka iary zareo tamin'iary zareo hoe: "Tarehin'iza ny sary mbàn'ny soratra io?" De nizaka iary zaeo hoe: "An'i Kaisara." \v 17 De nizaka Jesôsy hoe: "Omeo an'i Kaisara ndregny an'i Kaisara, de omeo an'Andriamanitra ndregny an'Andriamanitra." De gaga tamin'Azy iary zareo. |