|
\v 38 De nizaka Izy hoe:"Andao andeha ambadika agny antsena, ambelagny tanàna mihitsy amin'izay Izaho afaka mitory teny tsara sady efa izany koa ny antony nivoahako taty." \v 39 De niteteziny aby eragny Galilia sady nitory tampengonana iary zareo de nandrôka devoly maro. |