1 line
411 B
Plaintext
1 line
411 B
Plaintext
\v 40 De nierigna ndreka Izy de mbola nahita an'airy zareo nandry, fa te-hoandry be ny mason'iary zareo ka tsy nahita raha nizakaina tamin'azy koa iary zareo. \v 41 Nagnatogna fagnintelony Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka mbola mandry sady magnalaka aigna fehizay my anareo an? Jerevo! Ny Zanak'Olona homena vonoina mpanota. \v 42 Mitsangàna; andao andea atsena. Jerevo, efa akeky ny hamadika anaha." |