1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 1 Fa roy andro talohan'ny paka sady fankalazana ny fihinanana ny Mofo tsy asiana sira tamin'zany. Niaragna fomba hisamborana an'i Jesôsy mangingina iary zareo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ka hamono an'Azy avy eo. \v 2 Fa nizaka iary zareo hoe: "Aleo tsy amin'ny fety, mba tsy hampioalaoala ny olona." |