-x-antambahoaka_mrk_text_reg/11/15.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 15 \v 16 Nandeha Jerosalema iary zareo,de niditra tan-kianjan'ny tempoly sady nanomboka nandroaka ny mpivarotra mbàn'ny mpividy aby tao. Nalavon'ny latabatran'iary zareo mpanakalo vola miaraka amin'ny sezan'iary zareo mpivarotra voromalala. Tsy nagneky an'iza n'iza hitondra raha azo amidy hiditra amin'ny kianja tempoly tao Izy.