1 line
379 B
Plaintext
1 line
379 B
Plaintext
\v 32 De tonga tagny amin'ny tanàna atao hoe Getsemane iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatrany hoe: "Mipetraha eto nambola mivavaka Zaho." \v 33 De nitondra an'i Petera, sy Jakôba, ary Jaona niaraka tamin'azy Izy de nanomboka nalahelo sady ory.\v 34 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Malahelo loatra ny Fagnaiko, ôtran'ny efa ho faty. Mitomera eto ka miambena." |