-x-antambahoaka_mrk_text_reg/14/26.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 26 Ndreka avy nihira fiderana iary zareo, de nadea tegny an-tendrombohitr'Oliva. \v 27 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Hiala Anaha aby anareo marobe, fa voasoratra hoe: 'Hamono ny mpiambina ondry Zaho ka hiparitaka ny ondry.'