-x-antambahoaka_mrk_text_reg/02/25.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 25 de nizaka Izy tamin'ny ary zareo hoe:" ka mbola tsy nivakinareo ma ny raha namboarin'i Davida ndreka tagnatin'ny tsy fahampiana sy ny harefognana Izy mban'ny lilahy niaraka tamin'Azy \v 26 de ahona nidirany tandragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'ny Abiatara Mpisoronabe izay ka nihinagna ny mofon'ny fagnatrehana izay tsy ara-dalàna na ho an'iza na iza ny nihinagna an'izany fa de ny mpisorona raika mi, sady mbola nagnomezany maromaro zegny niaraka taminazy aza.