-x-antambahoaka_mrk_text_reg/12/20.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 20 Nisy fito mirahalahy; nanambady raika voalohany de maty, tsy nambela taranaka. \v 21 Aveon'igny de nangala an'azy raika faharoy de maty, tsy nambela taranaka., de karan'izany koa raika fahatelo. \v 22 tsisy nambela taranaka izy fito. Farany, de maty koa raviavy igny. \v 23 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty arika, ndreka hitsangana ndreka aiary zareo, de ho vadin'iza zany izy? Satria efa samy nanambady an'azy aby izy fito mirahalahy."