\v 23 tamin'ny andro sabata Jesôsy de mba nandeha teny amin'ny tanimbary maromaro de sady nanomboka nioty salohim-bary ny mpianany. \v 24 De nizaka Fariseo io tamin'Azy: Jereo, nagnino ary zareo magnano raha tsy mifagnaraka amin'ny lalànan'ny andro sabata.