\v 3 " Tenoy, nisy mpamafy nandeha namafy voa. \v 4 Ndreka namafy izy,de nisy voa sasany niraraka tan-dalana,ka tonga ny vorogna de ninagna an'azy.\v 5 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany nisy vatovato.Tonga de naniry izy satria tsy laligna ny tany nisy an'azy.