\v 20 Ka ndreka nandeha iary zareo tamin'ny nandraigna, de nahita ny fototr'aviavy igny nalazo hatramin'ny fakany. \v 21 De nahatadidy Petera ka nizaka hoe: Raby รด! jerevo fa nalazo ny aviavy nozognonao io.