\v 12 [Ny fandikana taloha tena tsara de mangala ny Marka16: 9-20] Tafaran'igny Jesôsy de nivôka tamina endrika hafa tamin'ny roy tamin'iary zareo, ndreka nandeha an-tanàna iary zareo. \v 13 De nandeha iary zareo ka nizaka tamin'ny mpianatra tavela teo, nefa tsy nino iary zareo.