\v 3 De nifampizaka iary zareo hoe: "Iza hamaringarigna ny vato amin'ny varangaragnam-pasagna ho antsena?" \v 4 Ndreka niandra iary zareo, de hitan'iary zareo fa efa nenga teo vato tena agnona be tegnany igny.