\v 33 Tamin'ny enina ka hatramin'ny sivy de nanjary mizigna be magnodidigna ny tanàna teo. \v 34 Tamin'ny sivy izany de nihoaika mafy be Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà sabaktany?" dikany de hoe: "Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nagnino lôtra anao de nahafoy Anaha?" \v 35 Ny sasany tamin'ny egny mbola nitsangana teo de naregny ny raha nizakainy ka nizaka hoe: "'Jerevo, miantso an'i Elia Izy."