\v 10 Tsy nivakinareo izany Soratra Masina izany a? " Ny vato nilavin'ny mpanangana tragno igny mihitsy, no nagnamboarana fehizoro. \v 11 Tamin'ny Tompo izany, sady de mahagaga teo imasontsena."' \v 12 Miaragna ny hisamborana an'iJesĂ´sy iary zareo, kanefa de matahotra fokonolona, satria fantan'iary zaeo fa hagnoherana an'iary zareo ny fagnoharana izany. Ka de navelan'iary zareo izy de nenga iary zareo.