\v 27 De nizaka Izy tamin'azy : "Mba omeo hanina hanina eky za-madinika. Satria tsy mety ny mangalaka ny mofon-jaza ka hanipy an'izany ho an'amboa. \v 28 Nefa namaly izy ka nizaka tamin'Azy hoe:" Fa ndre de amboa ao ambany latabatra aza de mihinagna ambinkambiny amina mofon-jaza."